Entrée atsimo
Partie du discours nom
Définition malgache Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [Richardson 1885]
 the south [Hallanger 1973]
Définition française sud [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
atsimo
atsimony
atsimon'
atsimon-
atsimom-
Autres orthographes 
Synonymes ambalaka
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  avaratra ~ atsinanana ~ andrefana
Exemples Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, page 196]
Citations 

Entrée atsimo
Partie du discours nom
Définition malgache Kely haja, mahantra [Rajemisa 1985]

2018/12/25