Entrée | 1 Tatsinanana |
Mots élémentaires | 2 t~, 3 atsinanana |
Partie du discours | 4 nom ou adverbe |
Explications en malgache |
5 Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [1.1] |
Explications en anglais |
6 the east people [1.7] |
Explications en français |
7 les Orientaux [1.5] 8 les gens de l'Est [1.8, 1.5] |
Exemples |
9 Samy ankolafin' ny tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy.
[2.296#37]
10 Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo. [2.285#110] 11 Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit. [2.285#76] |
Tous les mots composés |
|
Analogues | 13 tandrefana, tatsimo, tavaratra |
Mis à jour le 2025/09/15 |
![]() |