Entrée | mikezaka (kezaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mihakely, mihamifintina, mihamanify Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka: Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [1.1] | ||||||||
Explications en français | être rétréci, se rétrécir, s'amincir Figuré: s'appliquer à, faire son possible [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |