|
|
|
|

Entrée mikiribiby (kiribiby (kiry, biby))
Partie du discours verbe actif
 Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1]
 To be obstinate in evil ways [1.7]
 L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415]
 S'obstiner dans le mal [1.8]
Exemples Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369]
Morphologie 
Présent : mikiribiby
Passé : nikiribiby
Futur : hikiribiby
Impératif : mikiribibia

Mis à jour le 2023/01/20