| Entrée | kiry | |
| Partie du discours | nom | |
| Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1] | ||
| Obstinacy [1.7] | ||
| Entêtement [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | kiry | |
| Partie du discours | nom | |
| Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra Volo eo anilan' ny sofina [1.1] | ||
| Entrée | kiry | |
| Partie du discours | nom | |
| [Taisaka] fiovana [1.78] | ||
| Entrée | kiry | |
| Partie du discours | nom | |
| [Bara, Taisaka] nendra [1.78] | ||
| [Tanosy] hatina [1.78] | ||
| Vocabulaire | ||
| Entrée | kiry | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tankarana] Croix grecque. [1.19] | ||
| Synonymes | kily | |
| Mis à jour le 2023/10/24 |
|