| Entrée | nendra | |
| Partie du discours | nom | |
| Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1] | ||
| Areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13] | ||
| The small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2] | ||
| Smallpox [1.7] | ||
| Petite vérole, variole [1.54] | ||
| Variole [1.8, 1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
[2.472] | |
| Synonymes | ky ~ kiria ~ lavira | |
| Mis à jour le 2023/08/15 |
|