| Entrée | milofika (lofika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1] | |||||||||
| Exemples | Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|