| Entrée | tsy misatry fanahy | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | tsy, misatry, fanahy | |
| Tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1] | ||
| Exemples | nefa tsy mba misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany.
[2.445] | |
| Antonymes | misatry fanahy | |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|