| Entrée | may volon' orona | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | may, volo, orona | |
| Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1] | ||
| Synonymes | may volon-kelika ~ may volon-tratra | |
| Mis à jour le 2023/05/23 |
|