| Entrée |
may
(hay)
|
| Partie du discours | nom ou adjectif
|
| | Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe [1.1]
|
| | On fire [1.2, 1.7]
|
| | Burning [1.2]
|
| | Burnt [1.7]
|
| | Brûlure Brûlé [1.3]
|
| | Qui brûle [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | May hoatry ny nodoran'afo ny fony.
[2.324]
|
| 2 | May ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
[1.3]
|
| 3 | May omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier)
[1.3]
|
| 4 | Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
[1.3]
|
|
|
| Entrée |
may
(hay)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy [1.1]
|
| | In a hurry, impatient [1.7]
|
| | Pressé [1.3, 1.8]
|
| Exemples | May aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain)
[1.3]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
may
(hay)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala [1.1]
|
| | Embarrassé [1.3, 1.8]
|
| Exemples | May aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade)
[1.3]
|
|
| Entrée |
may
 |
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mety manao; mahazo manao; enga, anie [1.17]
|
|
| Entrée |
May
 |
| Partie du discours | nom
|
| | Volana fahadimy amin' ny taona [1.17]
|
| Vocabulaire |
|