Entrée |
miadana
(adana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy:
Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra:
Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona [1.1]
|
Explications en anglais | To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; to be at peace; not to be hasty in forming judgements. [1.2]
|
| To go slow; to be at peace; to have plenty [1.7]
|
Explications en français | Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur [1.3]
|
| Aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance [1.8]
|
Exemples |
1 | Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice.
[2.471]
|
2 | Nikendry miaramila sy miadana tsara izy.
[2.472]
|
3 | Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny.
[2.499]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miadana,
miada-,
miadam-,
miadan- |
Passé : |
niadana,
niada-,
niadam-,
niadan- |
Futur : |
hiadana,
hiada-,
hiadam-,
hiadan- |
Impératif : |
miadàna |
|
Analogues | (fandeha)
votsa dia ~
mibanaika ~
midanesaka ~
midaresaka ~
mitanesaka ~
mikisaka ~
midraiko ~
milaiko ~
milaikolâiko ~
mitsikozakoza ~
mitsilaikolaiko ~
mitsimedameda ~
mitsiredareda ~
mitsiretareta ~
mitsitaika ~
midreho ~
mijeho ~
mikonesa ~
midanoka ~
mikidanodanoka ~
milakolako ~
milaikalaika ~
midehadeha ~
miledaleda ~
miretareta ~
miresaresa ~
mirisarisa ~
mirezareza ~
mirerarera ~
mitaredretra ~
manisa dia ~
manisa vitsika ~
mampandady foza ~
mamindra malako |
| (fanaovan-javatra sy fihetsika)
votsa ~
tsy maika ~
tsy rototra ~
somararetra ~
milasilasy ~
ela tanana mivotsavotsa ~
mitsivozavoza ~
mitavozavoza ~
mitsikozakoza ~
mihamoka ~
mihoninkonina ~
mitsirendrena ~
mimasimasy ~
mitaredretra ~
mitoredretra ~
milanona ~
milalotra ~
milalo ~
milamina ~
miladina ~
misamosy ~
maka mora ~
tsy maka sarotra ~
tsy miraika ~
mikirindreva ~
malai-mihetsika ~
mikisina ~
mibonaika ~
mibonenika |
| (fiteny)
votsa vava ~
mianoka ~
midanoka ~
midarona ~
tsy rototra |
| (miadana)
sambatra ~
finaritra ~
tsy sahirana ~
tretrika ~
metroka ~
henika ~
afa-draorao ~
afa-kopakopaka ~
tsy miondan-tanana ~
tsy mandray ravin-deno ~
manan-jara ~
tsy mandray ravin' avaratra ~
manana ny ampy ~
manana amby ampy ~
miraondraona ~
miaina an-kalalahana ~
mianoka ~
migalabina ~
milamina |
|
Entrée |
miadàna
(adana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miadana
|
|