| Entrée | metroka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1] | ||
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|