Entrée | mikisaka (kisaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |