| Entrée | velona | ||||||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||||||
| Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e! Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao? Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana" Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1] | |||||||||||
| Living, alive [1.7] | |||||||||||
| Vivant [1.8] | |||||||||||
| Tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196] | |||||||||||
| Exemples |
| ||||||||||
| Morphologie |
| ||||||||||
| Dérivés |
| ||||||||||
| Entrée | velona | ||||||||||
| Partie du discours | interjection | ||||||||||
| Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! [1.1] | |||||||||||
| Entrée | velona | ||||||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||||||
| [Bezanozano] Be voninahitra [1.78] | |||||||||||
| Mis à jour le 2023/04/21 |
|