| Entrée |
mivelona
(velona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
|
| | To live by something; to live in a certain condition [1.7]
|
| | Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
|
| Exemples | Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny".
[2.471]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mivelona |
| Passé : |
nivelona |
| Futur : |
hivelona |
| Impératif : |
miveloma |
|
|