Entrée | velomina (velona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire) [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume [1.8] | ||||||||
Exemples | Aza velomina ny vehivavy manana ody.
[2.996] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |