Entrée |
tovona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
|
Explications en français | Ajoutage, addition [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
tovona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
[1.1]
|
| Tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
|
Explications en français | Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
unkLabel:: |
anjara,
anjaika,
ambadika |
unkLabel:: |
boraraka,
borera,
bosesika |
unkLabel:: |
filoha,
firitsoka,
fisoko |
unkLabel:: |
forehitra,
foretsika,
forofotra |
unkLabel:: |
hadio,
harisika,
|
unkLabel:: |
kanosa,
kambavy,
kanonta |
unkLabel:: |
kirazorazo,
kifafa,
kilalao |
unkLabel:: |
kodedika,
kofehy,
koletaka |
unkLabel:: |
mokoko |
unkLabel:: |
sabaka,
safelika,
sahato |
unkLabel:: |
sangodina,
sangazona,
sampotina |
unkLabel:: |
tangorona,
tamberina,
tangazona |
unkLabel:: |
tohenjy,
toletsy,
tokalo |
unkLabel::
|
tsingerina,
tsinjara,
tsimbadika |
unkLabel:: |
vozezika,
vozihitra |
unkLabel:: |
zatovo,
zalahy |
[1.12]
|
| Préfixe [1.13]
|
| Affixe [1.66]
|
Vocabulaire |
Analogues |
tovana ~
tsirinteny ~
tsirinteny sara-droa ~
tsofoka |
Tableaux et planches |
|
|