Entrée | filoha (loha) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1] | |||||||
The head, the director [1.7] | |||||||
Chef, directeur [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/10/25 |
![]() |