Entrée |
tambỳ
(vy)
|
Partie du discours | nom
|
| Mpiasa vy, mpanefy [1.1]
|
| An iron worker [1.2]
|
| Forgeron [1.5]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
tamby
|
Partie du discours | nom
|
| [Sihanaka]
Zavatra omena ny mpampivelona [1.78]
|
| Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1]
|
| Valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]
|
| Prime [1.13]
|
Exemples |
1 | Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao?
[2.445]
|
2 | livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby.
[2.508]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
tamby
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsileo]
Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [1.196]
|
Vocabulaire |
|