Entrée | mifanamby (tamby) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To lay wagers, to bet. See loka [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |