| Entrée | tsinjara (zara) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] | ||
| Action de détailler, de partager en lot [1.5] | ||
| Exemples | Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
[2.4] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/07/08 |
|