Entrée |
zara
|
Partie du discours | nom
|
| Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
|
| A lot, a share A division. [1.7]
|
| Part, lot; partage [1.8]
|
| Division, quotient. [1.13]
|
Exemples |
1 | Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy!
[2.69]
|
2 | Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
Zara
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
| Zara [2.996]
|
| Zerah [2.996]
|
| Zérah [2.996]
|
Vocabulaire |
Exemples | Joda niteraka an'i Faresa sy Zara tamin'i Tamara;
[2.996]
|
Synonymes | |
Article |
|