| Entrée | hadio (dio) | ||||
| Partie du discours | forme morphologique de madio | ||||
| Exemples |
| ||||
| Entrée | hadio (dio) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [1.1] | |||||
| Synonymes | hadiovana ~ fahadiovana | ||||
| Entrée | hadio (hady) | ||||
| Partie du discours | impératif du verbe passif hadina | ||||
| Exemples | Indimy na inenina izy no nanao hoe : " Hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina
[2.649] | ||||
| Mis à jour le 2024/11/29 |
|