Entrée |
sororo > saroro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1]
|
Explications en français | Cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3]
|
Exemples | Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany.
[2.69]
|
Dérivés |
Synonymes | |
Autres orthographes |
|