Entrée | misaroro (saroro) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny Manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny Mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1] | ||||||||
Explications en français | Cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Autres orthographes | misarory | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |