Entrée | saroro | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1] | |
Explications en français | Cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3] | |
Exemples | Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany.
[2.69] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | safary | |
Autres orthographes | sarory [1.3#584] ~ sororo | |
Mis à jour le 2021/10/13 |
![]() |