Entrée | fisaroroana (saroro) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |