Entrée |
sikidy
|
Partie du discours | nom
|
| Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany.
Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny
sikidy alanana
[1.1]
|
| The rite of divination [1.7]
|
| Cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie. [2.74]
|
| Rite de divination [1.8]
|
| Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974) [1.196]
|
| Sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo,
adimizana,
alahasaty,
alakaosy,
alakarabo,
alohotsy,
asombola
[3.1]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by.
[2.69]
|
2 | Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy.
[1.437]
|
|
Dérivés |
Autres orthographes |
Analogues |
adibijady ~
adikasajy ~
adinkisa ~
aditsimay ~
ajale ~
akabo ~
alaizany ~
alanana ~
aliziny ~
asoralahy ~
asoravavy ~
dovy ~
fahasivy ~
fahatelo ~
fahatelobe ~
fahavalo ~
filana ~
fohafoha ~
jama ~
joria ~
molahidy ~
odovy ~
ontany ~
safaray ~
saily ~
sorotà ~
tale ~
vontsira |
Citations |
Article |
|
|
Entrée |
sikidy
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsileo, Merina]
Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent.
Le plus souvent
Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae).
Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Entada chrysostachys |
|
Entrée |
sikidy
|
Partie du discours | nom
|
| Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy
[1.196]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
sikidy
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsileo]
Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains. Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|