Entrée |
tale
|
Partie du discours | nom
|
| Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1]
|
Analogues |
sikidy |
|
Entrée |
tale
|
Partie du discours | nom
|
| Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1]
|
| The head man, the chief [1.7]
|
| Patron, chef, directeur [1.8]
|
|
Entrée |
tale
|
Partie du discours | adverbe
|
| [Bara]
Indrindra [1.78]
|
|