|
|
|
|

Entrée fahavalo (valo)
Partie du discours adjectif
 Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [1.1]
 Huitième [1.3]
Exemples ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [1.38]

Entrée fahavalo (valo)
Partie du discours nom
 Huit brasses [1.3]
Vocabulaire 

Entrée fahavalo
Partie du discours nom
 Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina
Mitovy hevitra: an-daniny ~ mpisompatra ~ rafy ~ sakay sy maso ~ tsy tia [1.1]
 An enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [1.2]
 Ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [1.3]
Exemples Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [2.324]
Citations 

Mis à jour le 2023/02/16