| Entrée | sikidy alanana | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | sikidy, alanana | |
| Amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Analogues | sikidy joria | |
| Mis à jour le 2023/10/02 |
|