Entrée |
mitomany
(tomany (tany))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
[1.1]
|
Explications en anglais | To cry for something [1.7]
|
Explications en français | Pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ mitomañy ] Pleurer [1.405]
|
Exemples |
1 | Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324]
|
2 | Sady nigogogogo nitomany indray izy...
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mitomany |
Passé : |
nitomany |
Futur : |
hitomany |
Impératif : |
mitomania |
|
Citations |
|