| Entrée |
manganohano
(hanohano)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina
Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity
Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza
[1.1]
|
| | To be clear and limpid; shiny with wetness [1.7]
|
| | Luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) [1.3]
|
| | être clair, limpide; briller d'humidité [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano
[2.324]
|
| 2 | sady manganohano ny ranomasony
[2.470]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manganohano |
| Passé : |
nanganohano |
| Futur : |
hanganohano |
|
|