| Entrée | mifia-dranomaso | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mifiaka, rano, maso | |
| Tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1] | ||
| To cry continually. [1.2] | ||
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|