| Entrée |
manarona
(sarona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
[1.1]
|
| | To cover; to conceal [1.7]
|
| | Couvrir; cacher [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470]
|
| 2 | Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy.
[2.471]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manarona |
| Passé : |
nanarona |
| Futur : |
hanarona |
| Impératif : |
manaròna |
|
|
| Entrée |
manaròna
(sarona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manarona
|
|