| Entrée |
manakona
(takona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
|
| | To conceal, to cover [1.2, 1.7]
|
| | To hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
|
| | Cacher, couvrir [1.3, 1.8]
|
| | Faire ombre en arrêtant la lumière [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | nefa raha velarina, manakona ny lanitra;
[2.69]
|
| 2 | Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza.
[1.406]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manakona |
| Passé : |
nanakona |
| Futur : |
hanakona |
| Impératif : |
manakòna |
|
|
| Entrée |
manakòna
(takona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manakona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|