Index |
|
|
|
Proverbes : vovozina
|
|
|
Proverbe 1 | Manao tokin-dreniomby : vovozin' alika vao mibehana. [2.558 #2015]
|
|
|
Proverbe 2 | Mitondra izay fitondran-tena tsy ampy ka vovozin' ny amboa tompon-tany. [2.415 #3042, 2.558 #2475, 2.653]
|
Traduction française | Avoir une conduite insuffisante : les chiens du pays aboient après. [2.415 #3042]
|
|
|
Proverbe 3 | Mpamosavy novovozin' ny alika : ho azy ihany no farany. [2.558 #2568]
Mpamosavy novovozin' ny amboa : ho azy ihany no farany. [2.415 #163, 2.653]
|
Traduction française | Un chien aboie contre un sorcier, à la fin il l' aura. [2.415 #163]
|
Interprétation française | Le chien mangera le cadavre du sorcier qui n' aura pas de tombeau après sa mort ; le destin le plus fort finit toujours par l' emporter. [2.415 #163]
|
|
|
Index |
|
|