Entrée ampy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise sufficient, enough [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [Richardson 1885]
Définition française suffisant [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Définition française assez [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Analogie  antonony ~ sahaza

Entrée ampy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise  [Betsimisaraka] a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [Richardson 1885]
Définition française (nom donné à plusieurs plantes urticantes).
¶  [Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 
Nom scientifique Urera longifolia

Entrée ampy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro, Tanosy] kotrobaratra, varatra [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise  [Provincial] the thunder which comes near [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2017/12/07