Entrée miampy (ampy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito
¶ Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to grow larger or greater in number or quantity. [Richardson 1885]
 to increase in number or quantity; to increase by so much [Hallanger 1973]
Définition française augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [Hallanger 1974]
Morphologie 
miampy
niampy
hiampy
miampia
Exemples 
1Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy. [Andraina: Mitaraina, page 125]
2Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 151]
Citations 

2012/07/19