|
|
|
|

Entrée1  manampy
Radical  2  ampy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [1.1]
Explications en anglais  5  to add to; to help [1.2, 1.7]
6  to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. [1.2]
Explications en français  7  ajouter [1.8, 1.13]
8  ajouter à; aider [1.8]
9  additionner [1.13]
Exemples  10  manampy izany any aoriana. [2.4#]
11  Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296#]
12  manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot manampy

Anagrammes  19 manampy, 20 mañimpa, 21 mpamany, 22 mpanamy, 23 mpanima, 24 mpinama

Mis à jour le 2025/09/12