| Entrée | 1 fanampiana |
| Radical | 2 ampy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Vonjy, famonjena.
5 Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 help.
[1.7] |
| Explications en français |
7 aide, secours.
[1.8] 8 aide. [1.13] |
| Tous les mots composés | 9 3 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|