|
|
|
|

Index

Proverbes : raiki-pitia

Proverbe 1Raha malahelo tia tombo-tsira, dia mitety ny tsena haleha ; ary raha kamboty raiki-pitia, lany mbamy ny tanimbary. [2.653 #2680]
Raha malahelo tia tombo-tsira, dia mitety tsena haleha ary raha kamboty raiki-pitia, lany mbamin' ny tanimbary. [2.558 #234]

Proverbe 2Raiki-pitia tamim-bahiny, ka mbola te-hiaraka dia nilaozany nody. [2.558 #3687]

Proverbe 3Raiki-pitia tamin’ antitra hianao, ka mbola tia ka nilaozany maty ; fa ny manina irery no mangozohozo. [2.415 #1781, 2.653 #2732]
Raiki-pitia tamin' antitra, ka mbola tia dia nilaozany maty. [2.558 #3688]
Traduction françaiseVous vous êtes éprise d' un vieillard et vous l' aimez encore alors qu' il vous a laissée là pour mourir ; mais la femme qui reste seule s' abandonnant à ses regrets, est faible et chancelante. [2.415 #1781]
Interprétation françaiseInvitation à se remarier. [2.415 #1781]

Index