Entrée tanimbary (tany, vary)
Partie du discours nom
Définition malgache Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a ricefield [Hallanger 1973]
Définition française Rizière [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Exemples Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 5]
Citations 
Illustrations 

2016/07/07