Entrée mangozohozo (hozohozo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mivembena noho ny hahiazana
¶ Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mangozohozo
nangozohozo
hangozohozo
Synonymes mihozohozo
Exemples Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 

2012/06/05