|
|
|
|

Index

Proverbes : mpandainga

Proverbe 1Aleo mifanena amy ny mpamosavy, toy izay mifanena amy ny mpandainga. [2.653 #105]
Aleo mifanena amin’ ny mpamosavy, toy izay mifanena amin’ ny mpandainga. [2.974 #136]
Traduction françaiseMieux vaut rencontrer un semeur de maléfices qu’un menteur. [2.974 #136]

Proverbe 2Angano angano, arira arira, tsy izaho no mpandainga, fa ny ntaolo. [2.415 #315]
Traduction françaiseLes contes sont des contes : ce n' est pas moi qui suis un menteur, ce sont les ancêtres qui nous les ont transmis. [2.415 #315]

Proverbe 3Mpandainga voafitaka : ny atao no miverina. [2.558 #2584, 2.653 #1963]

Proverbe 4Ratsy tokoa ny lainga, fa ny mpandainga aza tsy tia azy. [2.165 #461]
Traduction françaiseLe mensonge est bien mauvais, car le menteur lui-même ne l' aime pas. [2.165 #461]

Index