Entrée voafitaka (fitaka)
Partie du discours participe passé
Définition anglaise deceived, cheated, imposed on [Richardson 1885]
Définition française Trompé [Abinal 1888]
Synonymes nofinitaka
Exemples 
1Fa voafitaka izao ny ambaniandro! [Rahajarizafy: Kabary, page 43]
2Kanjo, izy no resy sady voafitaka! [Andriamalala: Taolambalo, page 108]
3Voafitaka Andriambodilova fa Noro sariny [Andriamalala: Zazavavindrano, page 131]
Citations 

2019/08/17