Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : meva | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Galona sy lopotra : tafaray samy meva. [2.558]
Lopotra nopetahan-galona, tafaray samy soa. [2.653 #1382] Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558 #1812] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [2.653]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.558 #2501] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Ondry homan-ketsa : maty homana ny meva. [2.653]
Ondry homan-ketsa : maty homana ny soa. [2.415 #2233, 2.653] Ondrilahy homan-ketsa : maty homana ny soa. [2.558 #3452] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Brebis qui mange des plants de riz : elle meurt de manger ce qui est bon. [2.415 #2233] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Le maître des plants de riz l' assomme sur place ; sens : bien mal acquis ne profite pas, on est puni par où on a péché. [2.415 #2233] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||