| Entrée | 1 mamabo |
| Radical | 2 babo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany.
5 Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha . 6 Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil..
[1.2] |
| Explications en français |
8 Capturer, confisquer, piller.
[1.3] |
| Exemples |
9 Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha;
[2.69#]
10 nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 15 mambabo |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|