|
|
|
|

Entrée1 gana
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra. [1.1]
Explications en anglais  4gold or silver lace. [1.2]
5gold braid or marks of rank on uniforms. [1.7]
Explications en français  6galon. [1.3#194, 1.8]
Exemples  7 Rakotra galona ny tratrany. [2.442#43]
8 Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558]
9 ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay [2.298#60]
10 Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao! [2.499#20]
Dérivés 
Verbes actifs :
Tous les mots composés  125 combinaisons de ce mot
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 angola, 15 galòna, 16 Golana

Mis à jour le 2025/11/02