Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : maody | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Mahery tsy maody tsy ela velona. [2.415 #6289, 2.558 #1875, 1.1]
Mahery tsy maody tsy mba ela velona. [2.165 #1150, 2.653 #1419] Ny mahery tsy maody tsy ela velona. [1.1] Raha mahery tsy maody tsy ela velona, osa mahira-tsaina, saro-bonoina. [2.558 #3605] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. [1.1]
Tokony hitandrina sy ho malina ny matanjaka sao sendra ny tampoka tsy maha-lehilahy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Celui qui est fort mais imprudent ne peut vivre longtemps. [2.415 #6289]
Qui est fort sans être prudent n' aura pas longue vie. [2.165 #1150] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il ne faut pas s'exposer au danger. [2.415 #6289] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Raha mahery tsy maody, dia enjehin’ ny osa. [2.165 #1151, 2.415 #6323, 2.653 #2677] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | En étant fort sans être prudent, on se fait poursuivre par les faibles. [2.165]
Si vous êtes fort mais imprudent, vous serez la proie des faibles prudents. [2.415 #6323] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [2.558 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||